plt_tn/rut/04/05.md

28 lines
736 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Amin'ny andro izay hividiananao ... tsy maintsy ihany koa
Boaza dia nampiasa io fomba io mba hampilazana ny havany ny andraikitra fanampiny ananany raha mividy ilay tany izy.
# eny an-tanan'i Naomy
"avy amin'ny fananan'i Naomy"
# tsy maintsy maka an'i Rota ihany koa
"tsy maintsy manambady an'i Rota ihany koa ianao"
# Rota ... vadin'ilay lehilahy maty
Rota ... maty vady tamin'ny zanak'i Elimeleka"
# mba hanandratra ny anaran'ilay lehilaly maty
"mba hananany zanaka handova ny fananany sy hitondra ny anaran'ny vadiny maty"
# manimba ny lovako
Tsy maintsy manome ny hareny sasany ho an'ny zaza haterak'i Rota izy.
# Alaivo ho anao ny zon'ny fanavotako
"Ianao no manavotra azy" na "Ianao no manavotra azy fa tsy izaho"