# Amin'ny andro izay hividiananao ... tsy maintsy ihany koa Boaza dia nampiasa io fomba io mba hampilazana ny havany ny andraikitra fanampiny ananany raha mividy ilay tany izy. # eny an-tanan'i Naomy "avy amin'ny fananan'i Naomy" # tsy maintsy maka an'i Rota ihany koa "tsy maintsy manambady an'i Rota ihany koa ianao" # Rota ... vadin'ilay lehilahy maty Rota ... maty vady tamin'ny zanak'i Elimeleka" # mba hanandratra ny anaran'ilay lehilaly maty "mba hananany zanaka handova ny fananany sy hitondra ny anaran'ny vadiny maty" # manimba ny lovako Tsy maintsy manome ny hareny sasany ho an'ny zaza haterak'i Rota izy. # Alaivo ho anao ny zon'ny fanavotako "Ianao no manavotra azy" na "Ianao no manavotra azy fa tsy izaho"