plt_tn/rut/03/08.md

33 lines
854 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Izao no nitranga
Izany andian-teny izany dia ampiasaina eto mba hanamarihana zava-dehibe iray ao amin'ny tantara. Raha toa ka misy fomba ahafahana manao an'io ny fiteninao, azonao atao ny mampiasa izany eto.
# tamin'ny misasakalina
"eny antenatenan'alina"
# taitra
Tsy mazava tsara izay nanaitra an'i Boaza.
Angamba nahatsapa tampoka ny rivotra mangatsiaka teo an-tongony izy.
# Nitodika izy
Nijery izay nahataitra azy izy.
# nisy vehivavy nandry teo an-tongony
Ilay vehivavy dia i Rota, kanefa Boaza dia tsy nahafantatra azy tao amin'ny maizina.
# mpanompo vavinao
Niresaka ampanetren-tena tamin'i Boaza i Rota.
# aelezo amin'ny mpanompo vavinao ny lambanao
Izany dia fomba fiteny ara-kolontsaina amin'ny fanambadiana. DH: "Alaivo vady aho"
# havana akaiky
havana akaiky manana andraikitra manokana amin'ny fianakavian'izy ireo lavitra