# Izao no nitranga Izany andian-teny izany dia ampiasaina eto mba hanamarihana zava-dehibe iray ao amin'ny tantara. Raha toa ka misy fomba ahafahana manao an'io ny fiteninao, azonao atao ny mampiasa izany eto. # tamin'ny misasakalina "eny antenatenan'alina" # taitra Tsy mazava tsara izay nanaitra an'i Boaza. Angamba nahatsapa tampoka ny rivotra mangatsiaka teo an-tongony izy. # Nitodika izy Nijery izay nahataitra azy izy. # nisy vehivavy nandry teo an-tongony Ilay vehivavy dia i Rota, kanefa Boaza dia tsy nahafantatra azy tao amin'ny maizina. # mpanompo vavinao Niresaka ampanetren-tena tamin'i Boaza i Rota. # aelezo amin'ny mpanompo vavinao ny lambanao Izany dia fomba fiteny ara-kolontsaina amin'ny fanambadiana. DH: "Alaivo vady aho" # havana akaiky havana akaiky manana andraikitra manokana amin'ny fianakavian'izy ireo lavitra