plt_tn/rom/15/20.md

16 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Amin'izany, ny faniriako dia ny hitory ny filazantsara, fa tsy any amin'izay ahafantarana an'i Kristy amin'ny anarana
Te hitory amin'ny olona izay mbola tsy nahare an'i Kristy mihitsy i Paoly. DH: "Noho izany, te hitory ny vaovao mahafaly eo amin'ny toerana izay mbola tsy naharenesan'ny olona an'i Kristy mihitsy aho"
# mba tsy hanorenako eo amin'izay efa nanorenan'ny hafa
Miresaka ny asa fanompoany ho toy ny mangana trano eo amin'ny fototra i Paoly. DH: "mba tsy hanohizako ny asa izay efa asa natomboky ny hafa fotsiny. Tsy tiako ny ho tahaka ny olona izay manangana trano eo ambonin'ny fototra nataon'olon-kafa"
# Izany dia araka ny voasoratra hoe
Eto Paoly dia milaza izay nosoratan'Isaia ao amin'ny soratra masina. Afaka atao mazava kokoa izany ao amin'ny fandikan-teninao. DH: "Ny zavatra mitranga dia mitovy amin'izay nosoratan'i Isaia tao amin'ny soratra masina"
# Tamin'ireo izay tsy nilazana Azy no hahita Azy
Eto Paoly dia miresaka ny amin'ny hafatra momba an'i Kristy ho toy ny velona ary afaka mihetsika amin'ny tenany ihany. DH: "Ireo izay mbola tsy nisy niresaka ny vaovao momba Azy"