plt_tn/rom/15/12.md

8 lines
363 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# fakan'ny Jese
Jese dia ray ara-nofon'i Davida mpanjaka. DH: "taranak'i Jese"
# Hanana fahatokisana aminy ireo Jentilisa
Eto ny teny hoe "aminy" dia manondro ireo tarank'i Jese, dia ny Mesia. Hitoky aminy ihany koa ireo tsy Jiosy mba hananatanterahany ireo fampanantenany. DH: "Ireo olona izay tsy Jiosy dia afaka mahatoky Azy mba hanao izay nampanantenainy"