# fakan'ny Jese Jese dia ray ara-nofon'i Davida mpanjaka. DH: "taranak'i Jese" # Hanana fahatokisana aminy ireo Jentilisa Eto ny teny hoe "aminy" dia manondro ireo tarank'i Jese, dia ny Mesia. Hitoky aminy ihany koa ireo tsy Jiosy mba hananatanterahany ireo fampanantenany. DH: "Ireo olona izay tsy Jiosy dia afaka mahatoky Azy mba hanao izay nampanantenainy"