plt_tn/rom/08/12.md

28 lines
880 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# noho izany
"Satria marina izay nolazaiko anareo"
# ry rahalahy
Eto izany dia ilazana ireo namana Kristiana, ao anatin'izany na ny lehilahy na ny vehivavy.
# isika dia mpitrosa
Paoly dia miresaka ny fankatoavana ho toy ny fanefana trosa. DH: "isika dia mila mankatoa"
# fa tsy ao amin'ny nofo mba hiaina araky ny nofo
Mbola miresaka momba ny fankatoavana ho toy ny fanefana trosa ihany i Paoly. Afaka mampiasa ny teny hoe "mpitrosa" ianao. DH: "fa tsy mpitrosan'ny nofo isika, ary tsy voatery hankatoa ireo filan-dratsintsika"
# Fa raha miaina araky ny nofo ianareo
"Fa raha velona hanatanteraka ny filan-dratsinareo fotsiny ianareo"
# dia ho faty
"Azo antoka fa ho tafasaraka amin'Andriamanitra ianareo"
# fa raha amin'ny Fanahy izay amonoanareo ny asan'ny tena
DH: "fa raha amin'ny herin'ny Fanahy masina no hampitsaharanareo ny fankatoavana ny filan-dratsinareo"