plt_tn/rom/02/15.md

16 lines
849 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Amin'izany no anehoan'izy ireo
"Amin'ny fankatoavana ny lalàna tsotra izao dia mapiseho izy ireo"
# ny asa angatahan'ny lalàna dia voasoratra ao am-pon'izy ireo
Afaka adika hoe DH: "Andriamanitra nanoratra teo amin'ny fon'izy ireo izay takian'ny lalàna ho ataon'izy ireo" na "Andriamanitra nampiseho azy ireo izay takian'ny lalàna"
# mitondra vavolombelona ho azy ireo, ary ny fisainan'izy ireo manokana dia na manameloka na miaro azy ireo amin'ny tenan'izy ireo
Eto ny teny hoe "vavolombelona" dia ilazana ny fahalalana azon'izy ireo avy amin'ny lalàna izay nosoratan'Andriamanitra tao am-pon'izy ireo. DH: "milaza amin'izy ireo raha tsy mankatoa na mankatoa ny lalàn'Andriamanitra izy ireo"
# amin'ny andro izay hitsaran'Andriamanitra
Io no mamarana ny hevitr'i Paoly tao amin'ny 2:13. "Hitranga izany rehefa mitsara Andriamanitra"