# Amin'izany no anehoan'izy ireo "Amin'ny fankatoavana ny lalàna tsotra izao dia mapiseho izy ireo" # ny asa angatahan'ny lalàna dia voasoratra ao am-pon'izy ireo Afaka adika hoe DH: "Andriamanitra nanoratra teo amin'ny fon'izy ireo izay takian'ny lalàna ho ataon'izy ireo" na "Andriamanitra nampiseho azy ireo izay takian'ny lalàna" # mitondra vavolombelona ho azy ireo, ary ny fisainan'izy ireo manokana dia na manameloka na miaro azy ireo amin'ny tenan'izy ireo Eto ny teny hoe "vavolombelona" dia ilazana ny fahalalana azon'izy ireo avy amin'ny lalàna izay nosoratan'Andriamanitra tao am-pon'izy ireo. DH: "milaza amin'izy ireo raha tsy mankatoa na mankatoa ny lalàn'Andriamanitra izy ireo" # amin'ny andro izay hitsaran'Andriamanitra Io no mamarana ny hevitr'i Paoly tao amin'ny 2:13. "Hitranga izany rehefa mitsara Andriamanitra"