plt_tn/rom/01/04.md

33 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Eto i Paoly dia miresaka momba ny adidiny hitory.
# Tamin'ny fitsanganana tamin'ny maty
"Tamin'ny nananganana azy tamin'ny maty"
# voambara ho ilay zanaka maherin'Andriamanitra ... Izy
Ny teny hoe "izy" dia eto manondro an'Jesosy Kristy. Afaka adika hoe DH: " Andriamanitra nanambara Azy ho Zanaka maherin'Andriamanitra"
# zanaka maherin'Andriamanitra
Ny fitsanganan'i Jesosy tamin'ny maty dia manaporofo fa Izy ilay "Zanak'Andriamanitra" taloha sy ankehitriny. Io dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy.
# Fanahin'ny fahamasinana
Io dia ilazana ny Fanahy Masina.
# Nandraisantsika fahasoavana sy ny maha-apostoly
Andriamanitra nanome an'i Paoly ny fanomezam-pahasoavana mba ho apostoly.
Afaka adika koa hoe DH: " Andriamanitra no nahatonga ahy ho apostoly. Izany dia tombony manokana"
# isika
Ny teny "isika" dia manondro an'i Paoly sy ireo apostoly izay nanaraka an'i Jesosy, fa manala ireo mpino ao amin'ny fiangonana ao Roma.
# Amin'ny fankatoavana ny finoana eo amin'ny firenena rehetra, noho ny Anarany
Mampiasa ny teny hoe "anarana" i Paoly mba hilazana an'i Jesosy. DH: "mba hampianatra ny firenena rehetra hankatoa noho ny finoan'ireo Azy"