plt_tn/rev/14/17.md

8 lines
216 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Jaona dia manohy mamaritra ny fahitany momba ny tany voajinja.
# izay nanana fahefana amin'ny afo
Eto ny "fahefana amin'ny" dia maneho ny andraikitra amin'ny fifehezana ny afo.