# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Jaona dia manohy mamaritra ny fahitany momba ny tany voajinja. # izay nanana fahefana amin'ny afo Eto ny "fahefana amin'ny" dia maneho ny andraikitra amin'ny fifehezana ny afo.