plt_tn/rev/11/03.md

28 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Andriamanitra nanohy niresaka tamin'i Jaona.
# nitafy lamba fisaonana
Azo atao hoe: "mitafy lamba fisaonana marokoroko" na "izy ireo dia hitafy akanjo marokoroko mba hampisehoana fa malahelo mafy izy ireo"
# Ireo vavolombelona ireo dia
Jaona dia manazava hoe iza ireo vavolombelona ireo.
# Ireo vavolombelona ireo dia hazon'oliva roa sy ny fitoeran-jiro roa
"Ireo vavolombelona ireo dia aseho amin'ny alalan'ny hazon'oliva roa sy ny fitoeran-jiro roa"
# hazon'oliva roa sy ny fitoeran-jiro roa
Jaona dia miandry ireo mpamaky hahafantatra momba ireo satria efa taona maro tany aloha no nanoratan'ny mpaminany hafa momba ireo. DH: " ireo hazon'oliva roa sy ny fitoeran-jiro roa izay nolazain'ny soratra masina"
# dia mivoaka afo ny vavan'izy ireo ka hihinana ireo fahavalon'izy ireo
Satria momba ny tranga izay ho avy izany, dia afaka atao hoe: "hivoaka afo ny vavan'izy ireo ary hihinana ny fahavalon'izy ireo"
# afo ... hihinana ireo fahavalon'izy ireo
Ny afo mirehitra sy mamono olona dia resahina toy ny hoe misy biby izay hihinana azy ireo. DH: "afo ... hamotika ny fahavalon'izy ireo" na "afo ... handoro tanteraka ny fahavalon'izy ireo"