# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Andriamanitra nanohy niresaka tamin'i Jaona. # nitafy lamba fisaonana Azo atao hoe: "mitafy lamba fisaonana marokoroko" na "izy ireo dia hitafy akanjo marokoroko mba hampisehoana fa malahelo mafy izy ireo" # Ireo vavolombelona ireo dia Jaona dia manazava hoe iza ireo vavolombelona ireo. # Ireo vavolombelona ireo dia hazon'oliva roa sy ny fitoeran-jiro roa "Ireo vavolombelona ireo dia aseho amin'ny alalan'ny hazon'oliva roa sy ny fitoeran-jiro roa" # hazon'oliva roa sy ny fitoeran-jiro roa Jaona dia miandry ireo mpamaky hahafantatra momba ireo satria efa taona maro tany aloha no nanoratan'ny mpaminany hafa momba ireo. DH: " ireo hazon'oliva roa sy ny fitoeran-jiro roa izay nolazain'ny soratra masina" # dia mivoaka afo ny vavan'izy ireo ka hihinana ireo fahavalon'izy ireo Satria momba ny tranga izay ho avy izany, dia afaka atao hoe: "hivoaka afo ny vavan'izy ireo ary hihinana ny fahavalon'izy ireo" # afo ... hihinana ireo fahavalon'izy ireo Ny afo mirehitra sy mamono olona dia resahina toy ny hoe misy biby izay hihinana azy ireo. DH: "afo ... hamotika ny fahavalon'izy ireo" na "afo ... handoro tanteraka ny fahavalon'izy ireo"