plt_tn/rev/08/10.md

16 lines
655 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# kintana lehibe nilatsaka avy any an-danitra, mirehitra toy ny fanilo
"kintana lehibe izay nirehitra toy ny fanilo nilatsaka avy eny amin'ny lanitra." Ny afo sy ny kintana lehibe dia mitovitovy endrika amin'ny afon'ny fanilo.
# Zava-mangidy no anaran'ilay kintana
Zava-mangidy izay tsilo mangidy. Ny olona dia manao fanafody amin'izany, kanefa izy ireo dia mino fa poizina izany. DH: "Ny anaran'ilay kintana dia Fanafody Mangidy"
# Lasa nangidy
Ilay rano mangidy dia resahina toy ny hoe zava-mangidy. DH: " tonga nangidy tahaka ny zava-mangidy" na "lasa nangidy"
# maty tamin'ilay rano izay lasa nangidy
"maty rehefa nisotro an'ilay rano mangidy"