# kintana lehibe nilatsaka avy any an-danitra, mirehitra toy ny fanilo "kintana lehibe izay nirehitra toy ny fanilo nilatsaka avy eny amin'ny lanitra." Ny afo sy ny kintana lehibe dia mitovitovy endrika amin'ny afon'ny fanilo. # Zava-mangidy no anaran'ilay kintana Zava-mangidy izay tsilo mangidy. Ny olona dia manao fanafody amin'izany, kanefa izy ireo dia mino fa poizina izany. DH: "Ny anaran'ilay kintana dia Fanafody Mangidy" # Lasa nangidy Ilay rano mangidy dia resahina toy ny hoe zava-mangidy. DH: " tonga nangidy tahaka ny zava-mangidy" na "lasa nangidy" # maty tamin'ilay rano izay lasa nangidy "maty rehefa nisotro an'ilay rano mangidy"