forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
991 B
Markdown
12 lines
991 B
Markdown
|
# tany an-danitra sy teto an-tany ary an-dranomasina
|
||
|
|
||
|
Izany dia midika hoe eny rehetra eny: ny fitoeran'Andriamanitra sy ireo anjely, ny fitoeran'ny olona sy ireo biby, ary ny fitoeran'ireo efa maty.
|
||
|
|
||
|
# Ho an'ilay iray izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana sy ho an'ilay Zanak'ondry, anie ny dera, ny laza, ny voninahitra
|
||
|
|
||
|
Afaka ampiasaina eto ny matoanteny hoe "manolotra" mba hampisehoana hoe tahaka ny ahoana ny fiderana, haja, ary voninahitra "ho an' " ilay iray izay eo amin'ny seza fiandrianana sy "ho an'ny" Zanak'ondry. DH: "Tsy maintsy manolotra fiderana, haja, ary voninahitra ho azy izay mipetraka eo ambon'ny seza fiandrianana sy ho an'ilay Zanak'ondry isika"
|
||
|
|
||
|
# ary ny fahefana handidy, mandrakizay doria
|
||
|
|
||
|
Ny matoanteny hoe "manana" dia afaka ampiasaina eto mba hampisehoana hoe tahaka ny ahoana ny fahefana "ho an' " ilay iray izay mipetraka eo ambony seza fiandrianana sy "ho an' " ilay Zanak'ondry. DH: "ary hanana ny fahefana hanapaka mandrakizay doria anie izy ireo"
|