plt_tn/rev/05/03.md

24 lines
912 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# avy an-danitra na eto an-tany na ambanin'ny tany
Izany dia midika hoe eny rehetra eny: ny fitoeran'Andriamanitra sy ireo anjely, ny fitoeran'ny olona sy ny biby, ary ny fitoeran'ireo efa maty.
# Indro
"Mihainoa" na "Mifantoha amin'izay ho lazaiko anareo"
# Ilay lion'ny fokon'i Joda
Fiantsoana ny lehilahy iray avy amin'ny fokon'i Joda izay nampanantenain'Andriamanitra ho lasa mpanjaka lehibe izany. DH: "Ilay iray izay antsoina hoe Lion'ny Fokon'i Joda" na "Ilay mpanjaka izay antsoina hoe Lion'ny Fokon'i Joda"
# Liona
Ny mpanjaka dia resahina toy ny hoe liona satria ny liona dia matanjaka tokoa.
# ilay fototr'i Davida
Fiantsoana ilay taranak'i Davida izay nampanantenain'Andriamanitra ho lasa mpanjaka lehibe. DH: "ilay iray izay antsoina hoe Fototr'i Davida"
# fototr'i Davida
Ny taranaka dia toy ny hoe ny fianakavian'i Davida dia hazo ary izy no fakan'io hazo io. DH: "Ny taranak'i Davida"