plt_tn/rev/01/09.md

36 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Jaona dia manazava ny fomba nanombohan'ny fahitany sy ireo torolalana nomen'ny Fanahy azy.
# -nareo
Misolo tena an'ireo mpino ao amin'ny fiangonana fito.
# izay nizara taminareo tao anatin'ny fijaliana sy fanjakana ary ny faharetana ao amin'i Jesosy
"izay nizara niaraka taminareo tao amin'ny fanjakan'Andriamanitra. Izaho ihany koa hijaly sy hizaka fisedrana miaraka aminareo satria an'i Jesosy isika"
# noho ny tenin'Andriamanitra
"satria niteny tamin'ny hafa momba ny tenin'Andriamanitra aho"
# notarihin'ny Fanahy
Jaona dia miresaka momba ny hoe voatariky ny Fanahin'Andriamanitra. DH: "notarihin'ny Fanahy aho"
# tamin'ny andron'ny Tompo
andron'ny fivavahan'ireo mpino ao amin'i Kristy
# mahery tahaka ny trompetra
Ilay feo dia mafy tahaka ny trompetra.
# trompetra
Zava-maneno na fiantsoana ny olona mba hiangona na hivory.
# ho an'ny Efesosy, Smyrna, Pergamosy, Tyatira, Sardisy, Filadelfia, ary Laodikia
Ireo dia anaran-tanàna ao Asia, izay Torkia amin'izao fotoana izao.