plt_tn/psa/138/007.md

24 lines
649 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mandeha
miaina, miseho
# eny afovoan'ny loza
Ny maha tandindonin-doza dia lazaina toy ny hoe amin'ny toerana tena izy.
# haninjitra ny tananao hanohitra ny fahatezeran'ireo fahavaloko Ianao
Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe hamely an'ireo fahavalo amin'ny tanany.
# fahatezeran'ireo fahavaloko
Ny hatezeran'ireo fahavalo dia lazaina toy ny hoe zavatra raha tokony ho fihetseham-po. DH: "ireo fahavaloko tezitra"
# nataon'ny tananao
Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe Izy mivantana mihitsy no nampiasa tanana mba hamoronana. DH: "nataonao"
# ireo izay nataon'ny tananao
Ity fomba fiteny ity dia mety ho manondro ny firenen'Israely.