# mandeha miaina, miseho # eny afovoan'ny loza Ny maha tandindonin-doza dia lazaina toy ny hoe amin'ny toerana tena izy. # haninjitra ny tananao hanohitra ny fahatezeran'ireo fahavaloko Ianao Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe hamely an'ireo fahavalo amin'ny tanany. # fahatezeran'ireo fahavaloko Ny hatezeran'ireo fahavalo dia lazaina toy ny hoe zavatra raha tokony ho fihetseham-po. DH: "ireo fahavaloko tezitra" # nataon'ny tananao Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe Izy mivantana mihitsy no nampiasa tanana mba hamoronana. DH: "nataonao" # ireo izay nataon'ny tananao Ity fomba fiteny ity dia mety ho manondro ny firenen'Israely.