plt_tn/psa/124/001.md

24 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Fihirana fiakarana
Ireo mety ho heviny dia 1) "Hira izay nohirain'ny vahoaka raha niakatra nankany Jerosalema ho amin'ny fankalazana' na 2) "Hira nohirain'ny vahoaka raha niakatra tamin'ny kitohatohatra tany an-tempoly" na 3) "Hira izay tahaka ny dia ny teniny."
# raha tsy Yaveh no teo anilantsika ... dia nitelina antsika velona izy ireo
Ity fanambarana ity dia mamaritra vokany izay tsy niseho akory, satria tena teo anilan'izy ireo Yaveh. DH: "Satria teo anilantsika Yaveh ... dia tsy afa-nitelina antsika velona izy ireo"
# Raha tsy teo anilantsika Yaveh ... raha tsy Yaveh no teo anilantsika
Ireo andianteny roa ireo dia mitovy hevitra. DH: "Raha tsy ny famonjen'i Yaveh ... Rraha tsy ny famonjen'i Yaveh"
# nitelina antsika velona
Izany dia sarinteny mamaritra ny fomba nahafatesan'ny Israelita amin'ny fomba hamelezan'ny biby masiaka ny biby kely kokoa mba hohanina. DH: "nahafaty antsika"
# nirehitra tamintsika ny hatezerany
Eto ny "hatezeran'izy ireo" dia manondro an'ireo fahavalo izay tezitra. DH: "tezitra mafy tamintsika izy ireo!" (UDB)