plt_tn/psa/121/001.md

20 lines
786 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Fihirana fiakarana
Ireo mety ho heviny dia 1) "Hira izay nohirain'ny vahoaka raha niakatra nankany Jerosalema ho amin'ny fankalazana' na 2) "Hira nohirain'ny vahoaka raha niakatra tamin'ny tohatohatra tany an-tempoly" na 3) "Hira izay tahaka ny dia ny teniny."
# Hanopy ny masoko
Izany dia fomba fiteny midika "mijery" na "hifantoka amin'ny."
# Avy aiza moa ny famonjena ahy?
Ny mpanoratra mampiasa ity fanontaniana ity mba hampifantoka amin'ny loharanom-pamonjeny. Ity fanontanina fampisainana ity dia azo adika ho fanambarana tsotra. DH: "Hilaza aminao izay niavian'ny famonjena ahy aho."
# Ny famonjena ahy dia avy amin'i Yaveh
Ity no valin'ilay fanontaniana teo aloha.