# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Fihirana fiakarana Ireo mety ho heviny dia 1) "Hira izay nohirain'ny vahoaka raha niakatra nankany Jerosalema ho amin'ny fankalazana' na 2) "Hira nohirain'ny vahoaka raha niakatra tamin'ny tohatohatra tany an-tempoly" na 3) "Hira izay tahaka ny dia ny teniny." # Hanopy ny masoko Izany dia fomba fiteny midika "mijery" na "hifantoka amin'ny." # Avy aiza moa ny famonjena ahy? Ny mpanoratra mampiasa ity fanontaniana ity mba hampifantoka amin'ny loharanom-pamonjeny. Ity fanontanina fampisainana ity dia azo adika ho fanambarana tsotra. DH: "Hilaza aminao izay niavian'ny famonjena ahy aho." # Ny famonjena ahy dia avy amin'i Yaveh Ity no valin'ilay fanontaniana teo aloha.