plt_tn/psa/115/009.md

12 lines
499 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ry Israely, matokia an'i Yaveh
Ny teny "Israely" dia maneho ny vahoakan'Israely. DH: "Ry vahoakan'Israely, matokia an'i Yaveh"
# no famonjena anao sy ampinganao
Ny mpanoratra miteny an'iYaveh toy ny hoe ampinga satria Izy no miaro ny vahoakany tahaka ny ampinga miaro azy ireo amin'ny ratsy. DH: "Ilay mamonjy anao sy miaro anao"
# Ry taranak'i Arona
Eto ny teny "taranaka" dia maneho ny ankohonana. Ity andianteny ity dia manondro an'ireo mpisorona, izay taranak'i Arona. DH: "Ry mpisorona"