# Ry Israely, matokia an'i Yaveh Ny teny "Israely" dia maneho ny vahoakan'Israely. DH: "Ry vahoakan'Israely, matokia an'i Yaveh" # no famonjena anao sy ampinganao Ny mpanoratra miteny an'iYaveh toy ny hoe ampinga satria Izy no miaro ny vahoakany tahaka ny ampinga miaro azy ireo amin'ny ratsy. DH: "Ilay mamonjy anao sy miaro anao" # Ry taranak'i Arona Eto ny teny "taranaka" dia maneho ny ankohonana. Ity andianteny ity dia manondro an'ireo mpisorona, izay taranak'i Arona. DH: "Ry mpisorona"