plt_tn/psa/106/022.md

12 lines
506 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tanin'i Hama
Izany dia manondro ny tany izay nonenan'ireo taranak'i Hama. DH: "ny tany izay onen'ireo taranak'i Hama"
# asa mahery
"zava-mahatahotra"
# niditra an-tsehatra niaraka aminy teo amin'ny fanapahana ... amin'ny famotehana azy ireo
Eto Davida miteny momba an'i Mosesy mandresy lahatra an'i Yaveh tsy hamotika ny Israelita ho miditra an-tsehatra miaraka aminy eo amin'ny fanapahana. DH: "nipetraka teo anelanelan'i Yaveh sy ny Israelita ka nitalaho tamin'i Yaveh ny tsy hamotehana azy ireo"