# tanin'i Hama Izany dia manondro ny tany izay nonenan'ireo taranak'i Hama. DH: "ny tany izay onen'ireo taranak'i Hama" # asa mahery "zava-mahatahotra" # niditra an-tsehatra niaraka aminy teo amin'ny fanapahana ... amin'ny famotehana azy ireo Eto Davida miteny momba an'i Mosesy mandresy lahatra an'i Yaveh tsy hamotika ny Israelita ho miditra an-tsehatra miaraka aminy eo amin'ny fanapahana. DH: "nipetraka teo anelanelan'i Yaveh sy ny Israelita ka nitalaho tamin'i Yaveh ny tsy hamotehana azy ireo"