plt_tn/psa/101/007.md

20 lines
643 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# olona mpamitaka ... ny mpandainga
Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy ary miaraka ampiasaina hanamfisana an'i Davida tsy handefitra amin'ireo olona mpamitaka.
# eo ambany masoko
Eto ny "masoko" dia manondro an'i Davida tenany mihitsy. DH: "eo anoloako" na "eo amin'ny fanatrehako"
# Isa-maraina isa-maraina
"Isan'andro isan'andro" (UDB)
# ny ratsy fanahy
Izany dia manondro an'ireo olona ratsy fanahy. DH: "ny olona ratsy fanahy"
# avy ao amin'ny tanànan'i Yaveh
Davida manondro ny tanàna izay misy azy ho "ny tanànan'i Yaveh." Azo atao mazava tsara izany. DH: "avy ao amin'ity tanàna, izay tanànan'i Yaveh ity"