plt_tn/psa/093/001.md

20 lines
769 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# mitafy voninahitra Izy; Yaveh nitafy sy nisikina hery
Ny mpanao salamo miteny ny herin'i Yaveh sy ny voninahiny toy ny hoe zavatra itafian'i Yaveh. DH: "Asehony amin'ny olon-drehetra fa mpanjaka mahery Izy" na "manatrika eo ny voninahiny mba hojeren'ny rehetra, tahaka ny tohitena tafian'ny mpanjaka; ny zava-drehetra momba an'i Yaveh mampiseho fa mahery Izy ka vonona hanao asa lehibe"
# voninahitra
Ny fahefan'ny mpanjaka sy ny fomba fihetsiky ny mpanjaka.
# nisikina
fehezina amin'ny kibo—fehin-koditra na fitaovana hafa izay anaovan'olona eo amin'ny valahany—mba hivononana amin'ny asa na ady.
# tsy manam-pahataperana Ianao
"efa nisy foana Ianao"