# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # mitafy voninahitra Izy; Yaveh nitafy sy nisikina hery Ny mpanao salamo miteny ny herin'i Yaveh sy ny voninahiny toy ny hoe zavatra itafian'i Yaveh. DH: "Asehony amin'ny olon-drehetra fa mpanjaka mahery Izy" na "manatrika eo ny voninahiny mba hojeren'ny rehetra, tahaka ny tohitena tafian'ny mpanjaka; ny zava-drehetra momba an'i Yaveh mampiseho fa mahery Izy ka vonona hanao asa lehibe" # voninahitra Ny fahefan'ny mpanjaka sy ny fomba fihetsiky ny mpanjaka. # nisikina fehezina amin'ny kibo—fehin-koditra na fitaovana hafa izay anaovan'olona eo amin'ny valahany—mba hivononana amin'ny asa na ady. # tsy manam-pahataperana Ianao "efa nisy foana Ianao"