plt_tn/psa/078/009.md

12 lines
336 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ireo Efraimita ... andron'ny ady
Izany dia mety ho sarinteny ho an'ny tsy fankatoavana ny fanekena (andininy 10), nefa tsara indrindra ny mandika izany ara-bakiteny.
# Ireo Efraimita
"Ireo miaramila Efraimita"
# nirongo tsipìka
Mety ho nanana tsipìka ireo miaramila. DH: "nanana tsipìka sy zana-tsipìka ho fitaovam-piadiana"