# Ireo Efraimita ... andron'ny ady Izany dia mety ho sarinteny ho an'ny tsy fankatoavana ny fanekena (andininy 10), nefa tsara indrindra ny mandika izany ara-bakiteny. # Ireo Efraimita "Ireo miaramila Efraimita" # nirongo tsipìka Mety ho nanana tsipìka ireo miaramila. DH: "nanana tsipìka sy zana-tsipìka ho fitaovam-piadiana"