plt_tn/psa/074/018.md

28 lines
944 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Asafa mitaraina ny fanampian'Andriamanitra.
# Tsarovy
"Asio fiheverana." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 74:1
# naniratsiran'ny fahavalo Anao
Asafa miteny ny teny faniratsirana toy ny hoe zavatra, tahaka ny vato, izay nitorahan'izy ireo an'i Yaveh. DH: "naniratsira Anao im-betsaka ny fahavalo"
# ny ain'ny voromailalanao
Asafa miteny ny tenany toy ny hoe voromailala, vorona tsy mahaaro tena. DH: "aho, izay voromailalanao." Ity andianteny ity dia mety ho sarinteny ho an'ny vahoakan'Israely.
# voromailala
Vorona kely tsy mahaaro tena ary matetika ompiana.
# ny bibidia
Ity andianteny ity dia mety ho sarinteny ho an'ireo fahavalon'Israely. DH: "fahavalo romotra tahaka ny bibidia"
# Aza manadino ny ain'ireo olonao nampahoriana mandrakizay
"Aza miraviravy tanana mandrakizay amin'ny fanampiana ny vahoakanao nampahoriana." DH: "Tongava faingana hamonjy ny vahoakanao nampahoriana"