# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Asafa mitaraina ny fanampian'Andriamanitra. # Tsarovy "Asio fiheverana." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 74:1 # naniratsiran'ny fahavalo Anao Asafa miteny ny teny faniratsirana toy ny hoe zavatra, tahaka ny vato, izay nitorahan'izy ireo an'i Yaveh. DH: "naniratsira Anao im-betsaka ny fahavalo" # ny ain'ny voromailalanao Asafa miteny ny tenany toy ny hoe voromailala, vorona tsy mahaaro tena. DH: "aho, izay voromailalanao." Ity andianteny ity dia mety ho sarinteny ho an'ny vahoakan'Israely. # voromailala Vorona kely tsy mahaaro tena ary matetika ompiana. # ny bibidia Ity andianteny ity dia mety ho sarinteny ho an'ireo fahavalon'Israely. DH: "fahavalo romotra tahaka ny bibidia" # Aza manadino ny ain'ireo olonao nampahoriana mandrakizay "Aza miraviravy tanana mandrakizay amin'ny fanampiana ny vahoakanao nampahoriana." DH: "Tongava faingana hamonjy ny vahoakanao nampahoriana"