plt_tn/psa/052/008.md

16 lines
755 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny hazon'oliva maitso
Ny hazon'oliva maitso dia mafy sy voaaro. Tsy mba halazo izany.
# tahaka ny hazon'oliva maitso ao an-tranon'Andriamanitra aho
Ny hoe azo antoka sy voaaro dia lazaina tahaka ny hazo mafy. DH: "mahery aho ao an-tranon'Andriamanitra, tahaka ny hazon'oliva maitso" na "Satria aho manompo ao an-tranon'Andriamanitra, dia voaaro tahaka ny hazon'oliva maitso aho"
# ao an-tranon'Andriamanitra
Manondro ny tempolin'Andriamanitra izany.
# Hiandry ny Anaranao aho, satria tsara izany
Ny anaran'Andriamanitra dia maneho an'Andriamanitra tenany mihitsy. ny fiandrasana an'Andriamanitra dia maneho fiandrasana an'Andriamanitra hanampy azy. DH: "Hiandry Anao aho, satria tsara Ianao" na "Hiandry Anao aho hanampy ahy, satria tsara Ianao"