# ny hazon'oliva maitso Ny hazon'oliva maitso dia mafy sy voaaro. Tsy mba halazo izany. # tahaka ny hazon'oliva maitso ao an-tranon'Andriamanitra aho Ny hoe azo antoka sy voaaro dia lazaina tahaka ny hazo mafy. DH: "mahery aho ao an-tranon'Andriamanitra, tahaka ny hazon'oliva maitso" na "Satria aho manompo ao an-tranon'Andriamanitra, dia voaaro tahaka ny hazon'oliva maitso aho" # ao an-tranon'Andriamanitra Manondro ny tempolin'Andriamanitra izany. # Hiandry ny Anaranao aho, satria tsara izany Ny anaran'Andriamanitra dia maneho an'Andriamanitra tenany mihitsy. ny fiandrasana an'Andriamanitra dia maneho fiandrasana an'Andriamanitra hanampy azy. DH: "Hiandry Anao aho, satria tsara Ianao" na "Hiandry Anao aho hanampy ahy, satria tsara Ianao"