plt_tn/psa/044/005.md

12 lines
443 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# hanindriana ... hanosihosenay azy ireo ... mitsangana
Ny mpanoratra milaza ny fahalavoan'ireo fahavalony toy ny hoe izy ireo "ao ambany" ary milaza ny fiomanan'izy ireo hiady toy ny hoe izy ireo "eo ambony."
# amin'ny anaranao
Eto ny teny hoe "anarana" dia manondro ny herin'Andriamanitra sy ny fahefany. DH: "amin'ny alalan'ny fahefanao'
# hanosihosenay azy ireo
"hanosihosenay azy ireo ambany tongotray" na "handehananay eo amboniny"