# hanindriana ... hanosihosenay azy ireo ... mitsangana Ny mpanoratra milaza ny fahalavoan'ireo fahavalony toy ny hoe izy ireo "ao ambany" ary milaza ny fiomanan'izy ireo hiady toy ny hoe izy ireo "eo ambony." # amin'ny anaranao Eto ny teny hoe "anarana" dia manondro ny herin'Andriamanitra sy ny fahefany. DH: "amin'ny alalan'ny fahefanao' # hanosihosenay azy ireo "hanosihosenay azy ireo ambany tongotray" na "handehananay eo amboniny"