plt_tn/psa/039/010.md

20 lines
834 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Aoka izay ny fandratrana ahy
Ny famaizan'Andriamanitra ny mpanoratra dia lazaiana toy ny hoe Andriamanitra mandratra azy amin'ny fitaovam-piadiana. DH: "Mba aoka re izay ny fanafaizana ahy!"
# manafotra ahy
"resy tanteraka aho"
# ny fitsokan'ny tananao
Ny famaizan'Andriamanitra ny mpanoratra dia lazaina toy ny hoe Andriamanitra mamely azy amin'ny totohondry. Eto ny "tanana" maneho ny fitsaran'Andriamanitra. DH: "ny fitsaranao ahy"
# mandevona ireo zavatra izay iriany tahaka ny kalalao
Andriamanitra hanala ireo zavatra izay omen'izy ireo lanja tahaka ny fomba hihinanan'ny kalalao rambon-damba. DH: "handevona ireo zavatra toy ny kalalao mihinana lamba"
# tsinontsinona ny olona rehetra fa zava-poana
Ny mpanoratra miteny ny fahosan'ny olona toy ny hoe zavona izay tsy hita faingana. DH: "marefo tanteraka ny rehetra"