# Aoka izay ny fandratrana ahy Ny famaizan'Andriamanitra ny mpanoratra dia lazaiana toy ny hoe Andriamanitra mandratra azy amin'ny fitaovam-piadiana. DH: "Mba aoka re izay ny fanafaizana ahy!" # manafotra ahy "resy tanteraka aho" # ny fitsokan'ny tananao Ny famaizan'Andriamanitra ny mpanoratra dia lazaina toy ny hoe Andriamanitra mamely azy amin'ny totohondry. Eto ny "tanana" maneho ny fitsaran'Andriamanitra. DH: "ny fitsaranao ahy" # mandevona ireo zavatra izay iriany tahaka ny kalalao Andriamanitra hanala ireo zavatra izay omen'izy ireo lanja tahaka ny fomba hihinanan'ny kalalao rambon-damba. DH: "handevona ireo zavatra toy ny kalalao mihinana lamba" # tsinontsinona ny olona rehetra fa zava-poana Ny mpanoratra miteny ny fahosan'ny olona toy ny hoe zavona izay tsy hita faingana. DH: "marefo tanteraka ny rehetra"