plt_tn/psa/039/002.md

8 lines
437 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nihazona fahanginana aho; tsy niteny aho
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy ary manamafy fa tsy miteny izany ny mpanoratra. DH: "nangina tanteraka aho" (UDB)
# Niha-nafana ny foko ... niredareda toy ny afo izany
Eto ny "fo" dia maneho ilay olona manontolo. Ny fisainana manahin'ny mpanoratra dia lazaina toy ny hoe afo mandoro ao anatiny. DH: "Tonga ho nanahy loatra aho rehefa nihevitra ny momba ireo zavatra ireo"