# Nihazona fahanginana aho; tsy niteny aho Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy ary manamafy fa tsy miteny izany ny mpanoratra. DH: "nangina tanteraka aho" (UDB) # Niha-nafana ny foko ... niredareda toy ny afo izany Eto ny "fo" dia maneho ilay olona manontolo. Ny fisainana manahin'ny mpanoratra dia lazaina toy ny hoe afo mandoro ao anatiny. DH: "Tonga ho nanahy loatra aho rehefa nihevitra ny momba ireo zavatra ireo"