plt_tn/psa/037/037.md

24 lines
662 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny olo-mahitsy
Tsy manondro olona manokana akory izany. Fa fanambarana amin'ny ankapobeny.
# farito ny olo-marina
"mariho tsara ny olona tsara" na "fantaro ny olona tsara"
# fongotra ny ho avin'ny olona ratsy fanahy
Azo avadika ho tso-drafitra izany. DH: "Andriamanitra hamarana ny fitohizan-taranany" na "tsy hanan-taranaka intsony izy"
# ho avy
Ity dia manondro ireo taranany. DH: "ireo taranany"
# ny olona ratsy fanahy
Tsy manondro olona manokana akory izany. Fa fanambarana amin'ny ankapobeny.
# fongotra
Ny faharinganan'ny ratsy fanahy dia lazaina toy ny hoe sampan-kazo izay notapahina sy nariana. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 37:8