# ny olo-mahitsy Tsy manondro olona manokana akory izany. Fa fanambarana amin'ny ankapobeny. # farito ny olo-marina "mariho tsara ny olona tsara" na "fantaro ny olona tsara" # fongotra ny ho avin'ny olona ratsy fanahy Azo avadika ho tso-drafitra izany. DH: "Andriamanitra hamarana ny fitohizan-taranany" na "tsy hanan-taranaka intsony izy" # ho avy Ity dia manondro ireo taranany. DH: "ireo taranany" # ny olona ratsy fanahy Tsy manondro olona manokana akory izany. Fa fanambarana amin'ny ankapobeny. # fongotra Ny faharinganan'ny ratsy fanahy dia lazaina toy ny hoe sampan-kazo izay notapahina sy nariana. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 37:8