plt_tn/psa/037/035.md

8 lines
293 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny ratsy fanahy sy olona mampihorohoro
Tsy manondro olona manokana akory izany. Fa fanambarana amin'ny ankapobeny.
# niely tahaka ny hazo maitso ao an-taniny
Eto ny fahombiazan'ny lehilahy ratsy fanahy dia lazaina toy ny hoe hazo maitso salama tsara izay maniry amin'ny tany mahavokatra.