# ny ratsy fanahy sy olona mampihorohoro Tsy manondro olona manokana akory izany. Fa fanambarana amin'ny ankapobeny. # niely tahaka ny hazo maitso ao an-taniny Eto ny fahombiazan'ny lehilahy ratsy fanahy dia lazaina toy ny hoe hazo maitso salama tsara izay maniry amin'ny tany mahavokatra.