plt_tn/psa/032/005.md

12 lines
540 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Sela
Ity dia mety ho fiteny ara-mozikaly izay milaza ny olona ny fomba fihirana na fitendrena ny zava-manenony eto. Misy amin'ireo fandikan-teny manoratra ny teny Hebreo, ary misy tsy manisy izany. Jereo izay nandikanao azy ao amin'ny 3:1
# amin'ny fotoan'ny fahoriambe
"rehefa anaty fahoriambe izy ireo"
# Ary rehefa manonja mafy ny rano, dia tsy hahatratra ireo olona ireo izany
Ny fahasahiranana dia lazaina toy ny hoe tondra-drano. DH: "Ary rehefa tonga tahaka ny tondra-drano ny fahasahiranana, dia ho voaaro ireo vahoaka ireo"