# Sela Ity dia mety ho fiteny ara-mozikaly izay milaza ny olona ny fomba fihirana na fitendrena ny zava-manenony eto. Misy amin'ireo fandikan-teny manoratra ny teny Hebreo, ary misy tsy manisy izany. Jereo izay nandikanao azy ao amin'ny 3:1 # amin'ny fotoan'ny fahoriambe "rehefa anaty fahoriambe izy ireo" # Ary rehefa manonja mafy ny rano, dia tsy hahatratra ireo olona ireo izany Ny fahasahiranana dia lazaina toy ny hoe tondra-drano. DH: "Ary rehefa tonga tahaka ny tondra-drano ny fahasahiranana, dia ho voaaro ireo vahoaka ireo"